SOLDIER GIRL (WIP)
+2
ratsy
gasscreative
6 participants
Page 3 sur 3
Page 3 sur 3 • 1, 2, 3
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
@le programmation ana jeux alou tena ilaina b mitsy le manao anle depliage anle UV e, fa efa hitako fa tena salama le izy ka tsy andry izay hijerena ilay texture ho atao @le izy , ra mandreraka b alou le izy afaka atao speeda b @ zbrush e via anle plugin UV master iny izay efa incorporé ao anaty Zbrush. toizo fa tsara b le WIP!!!! za ato repotra asa b d tsy afaka nandefa anle project Ideas tao @ le projet de groupe sy le WIP update @le 206-ko iny
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Spectroplasm> tsy koa fa alefa tsika milam ao le projet de groupe ka.
Sinon, Le UV MAster tsy intégré am Zbrush ka, fa plugin instalena, nefa nena ato version portable le Zbrush donc tsy afaka hi-installena plugs.
Update: Gatling Gun texturé.
Mbola madio be le texture fa mbola tsisy loto an. Mbola vaovao be sous garantie le basy fa tsy izany.
Sinon, Le UV MAster tsy intégré am Zbrush ka, fa plugin instalena, nefa nena ato version portable le Zbrush donc tsy afaka hi-installena plugs.
Update: Gatling Gun texturé.
Mbola madio be le texture fa mbola tsisy loto an. Mbola vaovao be sous garantie le basy fa tsy izany.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
l'ARTILLERIE LOURDE!!!
L'Emoreg n'a qu'à bien se tenir!!
L'Emoreg n'a qu'à bien se tenir!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
tsy nakarary andoha ve le nanao anle depliage uv ? lol toa miparitaka be mantsy le izy ! sinon tafavoaka tsara le texture anle basy , somary asio rouille kely , le somary harafesenina hoe jerena !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Ratsy> Ye tena nandreraka be le nanao an le UV, lany efa teo am 3h teo nanao an'io. Fa ni-déplieko tam Unfold3D le izy alo de avy eo nalamiko tam Max ny emplacement-ny. Tsy de tena le mandamina azy no tena mampiasa saina fa le mitady oe aiz no tsara handidina le objet.
Ye mila "Usure" kely mitsy le basy fa jojopil loatra. Am objet métalique ny usure mantsy eny am arête no tena mitranga ary basy zany acier inoxidable no anaovana an zany donc tsy tokony hisy rouille.
Mety somary hiato kely eto alo angamba ty wip ty fa misy kandra hafa aho fa ho tohizan tsika tsy ho ela.
Ye mila "Usure" kely mitsy le basy fa jojopil loatra. Am objet métalique ny usure mantsy eny am arête no tena mitranga ary basy zany acier inoxidable no anaovana an zany donc tsy tokony hisy rouille.
Mety somary hiato kely eto alo angamba ty wip ty fa misy kandra hafa aho fa ho tohizan tsika tsy ho ela.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
fa za mahita hoe efa voafehinareo tsara le izy ! le rouille iny ohatran'ny eritreritra kely niainga fotsiny lol ! miandry ny tohiny zany refa malalaka nareo
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
rehefa vita le scooter atsy de mba asiavo sary mifanakaiki hoe izy sy le basy fa tsy azoko antsaina mitsy hoe ahoana no hitazomana an le basy be, le joystik ve tsy otran ny glady be zany
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
maboule a écrit:rehefa vita le scooter atsy de mba asiavo sary mifanakaiki hoe izy sy le basy fa tsy azoko antsaina mitsy hoe ahoana no hitazomana an le basy be, le joystik ve tsy otran ny glady be zany
le joystick norma ka, satria tsy iny no hitazomana anle izy fa le poigné be eo afovoany io, le joystick juste fitifirana sy fanaovana ajustement ana agnle de tire
Page 3 sur 3 • 1, 2, 3
Page 3 sur 3
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|