Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -39%
Pack Home Cinéma Magnat Monitor : Ampli DENON ...
Voir le deal
1190 €

presentation

4 participants

Aller en bas

presentation Empty presentation

Message  skwall125 Mar 2 Mar - 16:37

Miarahaba antsika ato @ forum e!
Raha ny anarako de Tahina na pseudo Skwall125 no iantsona ahy! Za ndray ry zareo de vahiny toko ra resaka 3D fa ny manavanana ahy de tany @ Photoshop sy illustrator tany! Zao vo mianamamindra aty @ nareo 3D iste zao e! Smile Very Happy . Mahafinaritra ry zala ny otran zao ary faly @ fivoran tsika gasy @ io sehatra io. Zay fa d mazotoa daholo e! cheers afro

skwall125

Messages : 1
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 39

Revenir en haut Aller en bas

presentation Empty Re: presentation

Message  Serfera Mar 2 Mar - 19:58

Tsy mialonjafy ity forum ntsika ity, zay rahateo no fanirian'ny zokibe mpanorina, fa antsika mpikirakira ao anatin'ny tontolon'ny arts graphiques rehetra avy eto Dago. Photoshop koa anie tetezana mampifandray ny asa 2D sy 3D ary photographie tanteraka, tsy maintsy mandalo eo daôlo. Ka dia faly zahay mandray anao eto @ forum, hafotaka njay zany ny forum ho andry zareo 2d istes ka dé asakasak'izay tsy ho avy. Wink
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

presentation Empty Re: presentation

Message  ratsy Mer 3 Mar - 11:05

faly miarahaba an'i Skwall125 tongasoa eto amin'ity forum ty.. mirary soa ho anao
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

presentation Empty Re: presentation

Message  gasscreative Mer 3 Mar - 16:19

Tonga soa ho an'i skwall125 !!!
Sehatra ho an'ny CG ty ka mety foana ra vao resaka grafika e, ny eto ihany ko vonona raha teo hifampizara. De mahita soa sy fafinaretana eto am forum de taomy daolo ny tary sy ny akama hiditra membre!!!!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

presentation Empty Re: presentation

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum