Soren - Présentation
+5
gasscreative
Manga
maboule
Poumpouny
soren
9 participants
Page 1 sur 1
Soren - Présentation
Kaiz kaiz daoul!
Somary efa taraiky iany ra zao vao manao fanoloran-tena zany fa ataoko fa tsy misy olana angamba .
Bandy mpanao 3d ( 3dsmax ) avy any Tana fa saingy mibossy aty Fianarantsoa, tsy azo lazaina hoe efa mahay fa mbola azo classena ao anaty 2e division .
Izay angamba ra fehezina ny momba amiko amin' ity resaka 3D ity fa dia mazoto daoul ary manao 3d

soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Soren - Présentation
tongasoa e
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Soren - Présentation
Tongasoa i Soren, dia ataovy bobaka be ny sary!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Soren - Présentation
F'efa tamin'ny oviana ela no nisoratra anarana? Zao vao mi-présente? XD
Suuuuuuuuur
Suuuuuuuuur
Re: Soren - Présentation
Yaga> Efa ela iany leis zay le!
Misaotra anareo amin'ny fandraisana
Misaotra anareo amin'ny fandraisana
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Soren - Présentation
Reveko be le avatar!! ela ve no nanao anio de aona no nanaovana anio?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Soren - Présentation
Raha za zao no nanao an'io de particule atao ao anaty metaball de asiana tex eau (le afo-rano no tiako tenenina) Sinon le vatany modelisation tsotra de ny matiere misy SSS.
Re: Soren - Présentation
kaiz ra soren ah! zao ve elah vo manao presentation!
am ovina elah no mandalo aty tana? nga de any fenaratsoa any mampazoto 3d be eh! sinon sur ndray!
efa feno zvtr vao2 aty ra andalo ndray elah!
fa mlay de labozia natao rano an! ts itak ndray iny! mila creatif marn! lol

D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: Soren - Présentation
Kaiz e!
Tsy izaho angamba no nanao anio avatar io fa sendra itako t@ na portfolio ana bandy fotsiny .
Fa efa nandramako iany ny nanao anio ( Nampiasa glu3D ) fa saingy hoe tsy dia realiste.
Ho avy prochainement ny sary!
Mazoto e
Tsy izaho angamba no nanao anio avatar io fa sendra itako t@ na portfolio ana bandy fotsiny .
Fa efa nandramako iany ny nanao anio ( Nampiasa glu3D ) fa saingy hoe tsy dia realiste.
Ho avy prochainement ny sary!
Mazoto e
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Soren - Présentation
tongasoa tongasoa hafaliana tsy omby fo mahita anareo tokoa!!! faly mahafantatra e ary maniry ny ahita ny sangan-asa anareo izahay e, le avatar io ny anisan'ny nahaliana b ny inspiration @ 3D koa bandy ao @ devian art no nanao azy rsameem ny anarany raha tsy diso aho zay fa bon milay io ka ito ny version original ho an'izay te hijery akaiky kokoa
lalana
lalana
Re: Soren - Présentation
tongasoa soren, ary ohatran'ny rano le afo aminle la bougie a , enjana be
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|