tlt - presentation
+2
spectroplasm
tlt
6 participants
Page 1 sur 1
tlt - presentation
tlt na koa hoe Tolotra. Tsy dia mahay 3d loatra, ny 2d koa torak'izany.
Efa nikirakira blender ihany t@ izy mbola tsy open source fa @zao hadino.
Nanao trueSpace be ihany koa (t@ izy mbola tsy free) fa tena mbola tsy ao tsara. de 3d World Studio koa.
Mahay photoshop kely ihany sy Graphics Gale ary Anime Studio pro.
Tsy dia mahay resaka graphique loatra fa te hamorona jeu 2D na 3D efa hatrin'ny ela!!
Azo lazaina ho manana ny traikefa hamoronana jeu 2d/3d de A à Z tsara, saingy ...
Tena tsy manana traikefa artistique mihitsy, indrisy, nefa mba te hanana.

Re: tlt - presentation
miarahaba anao ny tenanay tongasoa eto @ny telovongany ry namana akaiky souris
Re: tlt - presentation
TOngasoa i tolotra, dia mirary soa anao ahita ze mafinaritra eto @ telovongany
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: tlt - presentation
misaotra eh!!dia miarahaba anareo koa.
Ie programmation no tena haiko (C, C++, Asm, asm shader, HLSL, Directx, sns) fa mba te hiketrika 2d (na 3d) ihany koa!tena te hiketrika sary mafy dia mafy.
Hadinoko, efa ela ihany no niandry catégorie "Hafa" ny tenako ao @sokajy "2D" fa toa "Photoshop" , "After Effect" , "Premiere" ihany no ao? Mba te hanao tuto resaka Spriting (le @jeu vidéo ireny) ny aty... Ary raha toa ka resaka jeu vidéo sy effet spéciaux ve mba afaka atao eto ?

Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|