CG DAGO!!
Page 1 sur 1 • Partager •
CG DAGO!!
Milay be le interface n'i telovo.... cgdago vaovao e !!!! (plus sobre)
Le logo fotsn no mbola tsy tena convaincant ho anah!! ny tena koa mo tsy de tena manana inspiraka @ reny fa betsaka nareo ato no mahay an reny e!!!
Ra zah zao tonga de soratra tsotra be (tsis style) no nataoko logo teo miaraka @ font mora vakiana tsara!!!
Fisaorana lehibe ho an'i Poumpouny aloh e!!!

gasscreative- Messages: 462
Date d'inscription: 16/02/2010
Age: 28
Localisation: Antananarivo, Madagascar
Re: CG DAGO!!
suuuurrr
, milay tsara le interface ! tsy dia mahita tenenina firy fa efa tsara ka , ary za mino fa mbola hivoatra ihany ty site -tsika ty..

ratsy- Messages: 366
Date d'inscription: 16/02/2010
Re: CG DAGO!!
Gasscreative > Efa nampanao an'ilay fifaninanana iny ihany aho fa otran vitsivitsy ny nandray anjara, i Ratsy otran nanao ihany fa otran tsy vita hatram farany le izy, de ni bricole ze vita am ze mba fotoana malaladalaka kely kely aloha fa mba milamindamina ny asa, fa raha misy mahita logo milay de alefaso eto.
PS : Mbola eo am-panamboarana mihitsy aho io ka miala tsiny noho ny fanelingelenana.
PS : Mbola eo am-panamboarana mihitsy aho io ka miala tsiny noho ny fanelingelenana.
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Sujets similaires» Super Pédago
» Egayez les réunions en tout genre: jouez au loto pédago!
» projet péda Rome/Pompéi
» Brighelli vs Gumbel
» HACCP en cuisine pédago de lycée hotelier : responsabilités
» Egayez les réunions en tout genre: jouez au loto pédago!
» projet péda Rome/Pompéi
» Brighelli vs Gumbel
» HACCP en cuisine pédago de lycée hotelier : responsabilités
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum