(WIP)Logo CG DAGO
4 participants
Page 1 sur 1
(WIP)Logo CG DAGO
ohatran'ny inspiraka kely niainga izy ty ! sady mba ho fandraisana anjarako aminle fifaninana logo ! mbola tsy vita hatramin'ny farany anefa le izy dia ataoko kely wip eto aloha ! raha misy manana soso -kevitra am'io idée-ko dia mba teneno za.
sary
sary
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP)Logo CG DAGO
poumpouny: sur sady mba manaitra ny inspiraka anareo ko za
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP)Logo CG DAGO
ratsy> za aloha tia maha-gasy ahy fa tsy tiako mitsy le couleur maitso fotsy mena ankoatran'ny am saina malagasy e! evitro zany a! satria tsy hoe ra misy site frantsay ohatra de ho ataony bleu blanc rouge le logo! Ra ny heritreritro zany de aleo couleur design iany le couleur fa tsy voatery ho maitso fotsy mena foana e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (WIP)Logo CG DAGO
andramo asiana texture gasigasy otra oe tany mena le am tamboho reny ny mena etc
hoe hijerena ny fivoakany.
hoe hijerena ny fivoakany.
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (WIP)Logo CG DAGO
gasscreative,maboule: aleo fa andramana texture hafa hijerevana azy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP)Logo CG DAGO
tsy dia miainga mitsy ny inspiraka dia mbola tsy hitako ny hanaovana texture azy !
update
update
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP)Logo CG DAGO
okay e! tsy haiko texture hazo de fond bozaka maitso na tsihy na mi flotte anaty rano reo !
(fanamarihana ponctuation keli tsy tokony hisy point ko ve zany eo ariana le G : C.G. )
(fanamarihana ponctuation keli tsy tokony hisy point ko ve zany eo ariana le G : C.G. )
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (WIP)Logo CG DAGO
maboule: tsy haiko na tokony hisy point na tsisy ao arinan'ny le G fa aleo fa hitantsika eo ihany le texture zao mbola tsy miainga mitsy ny inspiraka, le hazo sy bozaka mety ho andramana ihany ngamba
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Sujets similaires
» Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
» CG DAGO!!
» Matos milay hanaovana 3D eto Dago
» <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
» RASEMBLEMENT DE TOUS LES MULTIMEDIAISTES 3DISTES DE DAGO
» CG DAGO!!
» Matos milay hanaovana 3D eto Dago
» <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
» RASEMBLEMENT DE TOUS LES MULTIMEDIAISTES 3DISTES DE DAGO
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|