Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

Trano gasy

+3
Serfera
Poumpouny
jaha
7 participants

Aller en bas

Trano gasy Empty Trano gasy

Message  jaha Jeu 25 Fév - 18:37

Miarahaba antsika rehetra ato. Ketrika tsy mety vita izy ity fa mba ho ezahiko ho vitaina ato ho ato. Ny tena marina dia plan hakana permis no tena nifanarahana t@ tompony fa hitako mety hahafinaritra ihany ny 3d-ny. Revit no nanaovana ny modé. Miandry kely tsy dia tototra asa dia ho vitaina. Misy détails mety ilaiko fanampiana aminareo ato.
Tsy fantatro hoe ahoana no fandefasana sary ato, tena tsy hitako fa dia nalefako ao @ galerie ilay izy.


Trano gasy Trano_10

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Poumpouny Jeu 25 Fév - 19:19

Allo jaha!!
Rehefa manoratra message de misy an'ilay icone kely bedebe ireo eo ambonin'ilay zone de texte. De na :

1-raha efa en ligne le sary de le icone misy otran sary hazo kely io no cliquer-na dia coller eo am le champ de texte kely mipoitra le lien an'ilay sary.

2-raha mbola ao anaty machine indray le izy de le icone misy azo de misy deiquette kely eo ambaniny no clicker-na de uploader-na le sary de avy eo atao otran le teo ambony io ihany. Rahefa mi-upload fotsiny de misy option manakely le sary ao de ataovy 640px de large de amizay tsy mi-deborde.

Sinon efa ao tsara le modelisation. Le eo am parti tafo fotsiny no mbola otran grossier be. angamba mila ammpiana goutiere sy ny karazany fa arakarak'ilay plan ihany koa anefa.

Milay fa tohizo eh.

Remarika kely farany. Tsy tsaratsara kokoa ve raha varavaran-kely lehibe le am sisiny. De ny any ambadika no varavarakely kelikely. Fa zany hoe za aloha tsy architecte fa hitako fotsiny hoe raha tranoko le izy de tiako kokoa raha izay
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Serfera Jeu 25 Fév - 22:54

tena zay zà vô nahita Revit fa tena mahavita zavatra izy zany an:shock: , efa prédefinis ao daôlo ve reo élements reo, lé moulures @ chaînage sy poteau, lé gouttières, lé @ varavarankely, sady madio bé klé, lé oeil-de-boeuf tena boribory tsara cyclops
afaka atosika marina kokoa vé le modélisation (cheminée, tafo) refa misy fotoana, zà te hahita bé ny étendue ny zavatra vita @ lé izy klé Wink
ao @ plafond an'lé balcon koa ôtran'misy zavatra maintimainty io (mbola tsisy plafond?)
WC sy douche ary lakozia marina angamba lé avy aty ankavanana matoa kely bé lé varavarankely, marina le remarika an'i Pouny, tsy aleo vé avy any aoriana. Very Happy
Zà tena tsy mahandry ahita ny tohiny bounce
Tsetsatsetsa tsy aritra resaka lalàna kely : izay nanao an'lé plans (conception) no tena tompony an (propriété intellectuelle), manana ny zo rehetra @ ny asa tanany izy, fa ny hanangana ny trano no mpindrana fotsiny, zany hoe droit hampiasa fotsiny lé sôsy nomena t@ nanomezana an'lé plans iny, raha tsy hoe misy fifanarahana manokana angaha. study
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  gasscreative Ven 26 Fév - 14:31

Reveko e!!! bounce
Poumpouny> Serfera> trano gasy zany anie aty ivelany ny wc sy douche e!! clown
Reveko ko le rendu otran zao alo e.
Jaha> ny tian'i poumpony resahina am le tafo tsy vita ngamba resaka le planche de rive aty am sisiny, manjary otrany oe matavy beu (épais) le plafond satria tsy hita misongadina le planche de rive. Fahitako azy iany zany satria tsy mpanao trano ny tenanay an!!
Tohizo fa milay be!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  ratsy Ven 26 Fév - 15:31

tsy dia misy ambara fa milay e ! miandry ny tohiny
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  jaha Ven 26 Fév - 18:18

Mbola misy détails-na finition mbola atao fa tsy ampy fotoana, izay lé mbola maha grossier kely ny eo @ tafo fa tokony hilamina tsara ihany io rehefa vita.
Lé varavarankely ato @ coté tena tsy maintsy natao kely @ réalité satria latsaky ny 4m miala ny fefy ka tsy omen-dry zala permis raha tsy izay, escalier no ao sy wc kely dia fasana ny paysage ao akaiky ao, fa mety ho truquer_ko kely ataoko lehibe mba hahatsara ilay 3d.

Serfera>> milay lé revit kah, madio tsara ny volume vita aminy sady raisin'i max tsara, samy autodesk koa moa. Misy prédéfinis ihany ao aminy fa ireny moulures sy oeil de boeuf ireny personnalisé. Ny tsininy kely fotsiny mavesatra ny miasa @ revit. Lé plafond tena mbola natao comandy d mbola tsy tonga e. lol
Mba tiako ho fantatra bebe kokoa ny droit @ resaka sary ity. Misy asa efa vita taloha tiako aseho fa so d manahirana satria tsy d haiko loatra hatraiza ny zo ananako.

Ezahana ho vitaina haingana e!

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Poumpouny Ven 26 Fév - 19:07

Ny Resaka mampiseho angamba tsy misu probleme raha toa ka enao no nana conception (ilay sary 3D no tiako ho tenenina fa tsy ilay plan trano). Sady de toute facon anie ny fahaizanao 3D no ho apotranao eto fa tsy hoe ny fahaizana manao trano eh. Zay koa anie no tena mampilay am ty resaka 3D ity eh, tsy voafehin'ny resaka permis tongue na taonao lehibe aza ny varavarakely.
Miandry ny tohiny. Max sy vray moa zany ny rendu ? sa max sy mental ray ? Sa Ray tracing tsotra ?.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Serfera Sam 27 Fév - 0:30

Izay niketrika ny architecture no tena tompon'ny droits rehetra, na @ rendus 3d aza satria niainga avy @ façades sy plans nataony tsinona reny.
Raha tsy 5 na 10 taona izy reny vô Lasa domaine publique. Tsy tadidiko fa ny batiments publiques sy ny monuments ndray dé samy afaka mi-exploiter daôlo satria efa an'ny besinimaro ireny.
Azo atao tsara nefa ny miera @ lé concepteur satria ry lerony matetika bandy milay clown , raha tsy tratra antso izy nefa lé ketrika efa masaka bé (efa vita rendu) dé azo atao ny mametraka remerciements kely (crédits) na ny anaran'lé kôfboay ery ambanin'lé sary na filma ery, mba tsy hisian'ny fanadinoana e!
Raha vô mlay eo io Revit io dé hivadika @ io ko zà klé, leo bé lé tatonnements @ Archicad zà, sady zà rateo miasa 2D @ Autocad dé tonga dé ampifandraisiko. Mety zany é, 3ds zany no format d'export-ny eh!? scratch
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  soren Sam 27 Fév - 2:24

Tena tsy azo ambaniana tsony kosa angamba ny gasy amin'ity resaka 3D ity fa efa tena be dia be mintsy no miketrika mangigina any ambadika any ( mahvita ry zalahy a! ) cheers
Milay foana dia mazotoa hatrany e!
soren
soren

Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  jaha Sam 27 Fév - 22:42

Miketrika mafa zao @ ty week end ity fa efa misy image tsaratsara @ alatsinainy.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  jaha Lun 1 Mar - 14:09

[img]Trano gasy Pers_t10[/img]

Ito indray ary ny ketrika natao t@ iny week end iny. Tsy dia nanaraka ilay plan intsony aho fa dia izay mba hahatsara jerena ilay rendu no nanovana azy. Natao hafa koa ireo encadrements @ varavarankely mba hisy courbe mahafinaritra sady mba défi ho ahy koa fa sarotsarotra mantsy.

Ny tafo mbola ketrehina fa ataoko taila gasy koa.

Ny modélisation hatreto dia revit à 95%, lé terrain ihany izao no max fa tsy haiko @ revit io.
Rendu max + vray.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Poumpouny Lun 1 Mar - 15:07

Am le OUI ann, fa tsy vo-upload hatram farany angamba le image de tapaka. bounce
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  ratsy Lun 1 Mar - 16:06

ao tsara izy zany ! tafavoaka milay !
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  gasscreative Lun 1 Mar - 16:37

Tsisy kianina. Za zay alo vao nahare an zany revit zany. Milay ka, alefaso malaky ny tohiny!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  maboule Lun 1 Mar - 18:10

milay e, ao tsara daholo ny details rehetra ! grilles de protection sisa de le trano keli 101 !
mba omeo sopapa keli fotsiny , parametré ve le varavarakeli misy moulure tam revit sa type iray unique daholo ihany ? otr zay ko le poto ?
miandry le ketrika tafo zany.

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  jaha Lun 1 Mar - 18:37

Valin'ny fanontaniana napetrakareo :

Serfera > ny exportation @revit d .dwg no tena fanaoko, io tonga dia madio tsara rehefa importer-na @ max.
Maboule > Ny varavarankely ihany no paramétré, fa ny moulure sy décors hafa (poteaux, chaînage) dia personnalisé. Architecture eto amitsika io tsy ananany.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  jaha Mar 2 Mar - 12:57

Efa mba niaretana tory ny ambiny ka dia efa nalefako ao anaty galerie ao ny image finale. Niampy hosoka kely t@ photoshop mba hanaovako simulation'ny environnement sy hanakonana izay tsy mety madinidinika.
Izay angamba aloha no fandraisako anjara voalohany teto @ ity forum ity.

Mba mangataka ny modérateur hamafa ireo version taloha nalefako ao anaty galerie fa aleo lé tena farany ihany no ajanona ao.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  ratsy Mar 2 Mar - 14:58

tena mampiaiky ahy le izy ! tafavoaka tsara le trano ! miandry ny tohiny manaraka ! aleo fa fafako le sary taloha ary e
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Trano gasy Empty Re: Trano gasy

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum