trano gasy hafa koa

Aller en bas

trano gasy hafa koa

Message  maboule le Sam 6 Mar - 18:14

ketrika miainga na ketrika tsy mety vita !!, trano gasy somary moderniser na
revit ko no niangana de exporter na am 3Dsmax manitsy sy manampy details (mental ray no nde hanaovana rendu)
mamarana ny modelisation na details anaty Max zao, ny texture le tuile sy hazo am varavarakeli sisa mibloque ahy
de miandry ny fanamarihanareo e



maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  gasscreative le Sam 6 Mar - 20:31

Milay sady original le trano gasy.
Inn kay le otrany varvarana garage eo akaikin'le garage io?
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  jaha le Lun 8 Mar - 22:55

Lalaovy tsara fa hahafinaritra io raha vita. Conseils kely fotsiny angamba raha mety dia aza mampiasa texture @ tafo fa aleo atao 3d mihitsy, sinon hita be hoe fisaka lé tafo.

Ilay décor eo ambony varavarankely tsy haiko raha linteau io na décor fotsiny, raha linteau dia ataovy lavalava tsara ho hita, raha décor dia afohezo kely fa hoatry ny mivoaka loatra. Sinon mahafinaritra fa mitombo koa ny mpiondana revit.

Miandry ny tohiny e!

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  spectroplasm le Lun 8 Mar - 23:15

tsara zany trano zany kle, tairo alaiko ho tranoo io :p le izy tsisy kianina ka, fa tandremo tsara fotsiny refa manao rendu, fa na tsara tahaky ny tena izy aza ny model ny texture sy lumière matetika no mahatonga azy tsy mety mivoaka tsara mitsy, fa manaova essai bobaka be mitsy refa vita daholo ny texture d hahita ny tena manja @ nareo ka Smile
avatar
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  D A ML le Mar 9 Mar - 14:09

mlay be eh!fa marn mits le oe atao modelisation fa ts texture n tafo!ms bon Cool
ra apiasa textur de aza adino n manao shadow map projetena mba ampisy ombre ana hazo le tran;sinon ataovy hazo mits modelisena;De ra mety de animation de surface vits vits Wink
Ity mis textur sao de avonjy: shadow map,loto sy tafo!
Mila corectoin colorimetrique kely am photoshop reo fa ts tng de apetak! Smile
De mazotoa fa mlay BE eh! cheers

Ity le tafo Mbola mila correction de couleur arakarak ze ilain lah az



ity le loto



Ity le map projetena am spotlight atao shadow map am rindrina

avatar
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 33
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  Serfera le Mar 9 Mar - 16:08

tandremo fa lé descentes EP lasa noyées ao anaty piliers an, tokony mivily lalana kely (coudes). Mbola tsy fantatra zé tena point de vue définitif e? ezaho asiana détails zé éléments manakaiky ndrindra an'lé caméra am'zay tonga dé mivôka bé é! Wink
zà moa dé tsy mahandry fôna zé fivoakany! Shocked
avatar
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 42
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  maboule le Mar 9 Mar - 18:05

misaotra am fanamariahana indrindra le texture fa hojerena
le varavarana akaiki ny garage de mbola garazy ihany koa
le descente ep tokoa tafiditra tanaty sisin le poteau le!!
le point de vue final zany mbola tsy hita satria saika ho integrer na amina sary le izy ( mbola tantara hafa koa iny fa le toerana mbola kisilasila sy misy tamboho mitsivalana!)
eo ampanaovana essai le texture /lumière mitsy zao , le tafo modeliser na saika le faitiere ihany no natao an zay fa hotrandrahana le sosokevitra hoe modelliser na tanteraka le tafo


maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  gasscreative le Mar 9 Mar - 18:43

Neveriko fa "Epicerie" le varavarana iray eo akaikin le garage Laughing Laughing Laughing
Zao no atao oe trano gasy modern marina!
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  maboule le Mer 10 Mar - 14:17

ka tsy maintsy ho epicerie na multiservice ihany angamba no iafarany io e! de le lavarangana hitapina ny ilany !!! Smile

mikasika an le tafo de vo nampiasaina le texture nomen daml de hitako mety be zany fa zany hoe
mianatra ko moa de nanandrana ny modelliser iany na de otrany tsy mivoaka tsara zany aza
tsy ampy extrude angamba ( ty ny tutorial nakana inspiraka : http://www.3dtotal.com/team/Tutorials/yellow_house/yellow_01.php yellow house )




reto aloha no misy fa mbola mitolona le lumière fa tsy mety mahazo loko mba marevareka kokoa mitsy le, natao dodelliser le tafo garazy de le tafo ambiny texturé, le descente efa nakisaka keli


maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  gasscreative le Mer 10 Mar - 14:32

Tsy otrany mihataka be loatra am le pilier ve le goutière?
Tohizo fa milay e!!
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  Poumpouny le Mer 10 Mar - 14:39

Le varavarakely ve tsy centréé mihitsy sa hoe fanahy iniana mitsy am le izy hoe trano gasy ? Lol. Le texture brique eo am le garage otran repetitive be loatra izany!
Miandry ny tohiny hatrany!!!

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."

Albert Eistein.
avatar
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  ratsy le Mer 10 Mar - 14:46

tena enjana be le detail anle izy , fa le revit ve logiciel fanaovana architectur ??
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  maboule le Mar 16 Mar - 15:56

update keli fa enjana no mitady le lumière sy texture miady le
( mrsky sy mr sun de misy omni keli napetraka ampivoaka le lavarangana ary spot mandefa ombre am le garage)
ratsy> revit migerer document na construction am phase rehetra , hanaovana plan sns, hahafahana mi extraire quantitatif, ny structure le batiment ko aza azo sintonina hi calculer na ferraillage avy eo. Mitovy am archicad sns reny fa zany hoe mora kokoa ny mi personnaliser azy .
misy 3d sy moteur de rendu fa zany hoe ni exporter tam max io fa le details sasany ni triche keli fa efa tanaty max vao nampiana!

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  ratsy le Mar 16 Mar - 16:05

tena milay le izy! tonga dia trano gasigasy tsara, ary le background nga mbola vao ho ketrehina?
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  Serfera le Mar 16 Mar - 16:55

efa milay fa asio arrière plan marina hoe hi-équilibrer an'lé hazavan'ny masoandro, sa alina ny andro? sao dia tokony ahena ny intensité an'lé spot eo andavarangana, dé tsy haiko na lé textures na lé lumières no misy tokony ho regler-na kely! miandry ny tohiny e cheers
avatar
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 42
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  maboule le Mar 16 Mar - 18:04

ty ary misy sary misy idee an le background petapetaka fotsiny aloha , le sisindalana mbola ketrehina
le omnis am lavarangana ahena keli rariva mamerina rendu fa tsy afaka amin ito machine ito

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  gasscreative le Mar 16 Mar - 19:15

Tonga de hafa mitsy le izy vo misy an le background sy foreground!!
le hazo aty aloha ve no-détouréna sa efa librairy?
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  ratsy le Mer 17 Mar - 12:26

ie tonga dia niova le izy ! milay ka
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  maboule le Jeu 18 Mar - 18:12

gasscreative: le bararata ni detourer na ka

ty ny rendu farany nahenako le omnis am lavarangana fa hajanona eto ko aloha ito wip ty fa alefa ary am galerie amzay fa hiketrika elakelantrano ndray hikotranana tsara le lumière am mental ray sy texture réaliste .
alefaso iany anefa le commentaire fa rehefa tena azoko tsara le repère am le hipetrahany de alefako iany le izy intégré am manodidina rehefa vita

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  gasscreative le Jeu 18 Mar - 23:37

okay e!
De aza atao ela ndray ny wip hafa fa zay lina foana!
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

milay be

Message  rakalakely le Mar 8 Fév - 19:30

Milay be ilay trano gasy, mieritreritra hanaomboatra trano style tranogasy ohatran'izao aho sao dia mazoto ianao hiara hiketrikaan'izay miaraka amiko? tena milay be ilay izy; babo tanteraka. Very Happy

rakalakely

Messages : 2
Date d'inscription : 08/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Re: trano gasy hafa koa

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum