(WIP) trano
5 participants
Page 1 sur 1
(WIP) trano
ao anatina expermientation yafaray ihany ! dia somary niketrika scene exterieur ndray za !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP) trano
atao style cartoon anga izy zany am le angle de vue sy le poto ngozabe ?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (WIP) trano
maboule>atao realisme ka ! fa mbola vao ho ketrehina !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP) trano
poumpouny>ie eny 67ha eny toa misy anzao style zao mitsy , fa ity trano ity , trano itako teo ampefiloha teo lol
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP) trano
ratsy> otrany somary ngeza marina le pillier! De ao anatony ve le tohatra am zao?, tsy tery be zany ao?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (WIP) trano
gasscreative>zany ve ? ka raha kely le pilier dia tsy mahatazona azy lol le tohitra ao anatiny ao
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP) trano
na le trano mitsy zany no keli na misy resaka proportion otran ny tsy mety zany
blender ve no nimodelliser na azy ?
blender ve no nimodelliser na azy ?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (WIP) trano
maboule: ie blender no nanaovana azy ! le proportion anle izy vao jerena mitsy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (WIP) trano
Masaka ka!
miandry ze ho fivoakany izahay!
miandry ze ho fivoakany izahay!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: (WIP) trano
Sedramahefa> tena mety tsy ho vita izy ity ! misy ketrika kely somary ataoko zay mantsy ! fa aleo fa ezahina vitaina ihany refa misy fotoana malalaka
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|